|
|
|
|

Entrée1  ranomaso afefy heloka
Mots élémentaires  2 rano, 3 maso, 4 afefy, 5 heloka
Partie du discours  6  locution
Explications en malgache  7 enti-milaza ny hafetsen' ny sasany, izay mody mitomany sy malahelo mba hanafenany ny ratsy nataony. [1.1]
Synonymes  8 ranomaso manentsin-keloka

Mis à jour le 2025/10/11